1Tantara 9:32 - Baiboly Katolika Ary ny rahalahiny sasany, amin’ny taranak’i Kaata, no niadidy ny fanamboarana ho amin’ny isan-tsabata, ny mofo alahatra. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ny sasany tamin’ny rahalahiny, tamin’ny taranaky ny Kehatita, no tonian’ny mofo atao fanatitra ka mamboatra azy isan-tSabata. DIEM PROTESTANTA Ary i Benaià, taranak’i Kehata sady anankiray tamin’ireo levita, no tonian’ny mofo apetraka eo anatrehan’Andriamanitra ka namboatra azy isan-tsabata. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ary i Benaià, taranak’i Kehata sady anankiray tamin’ireo levita, no tonian’ny mofo apetraka eo anatrehan’Andriamanitra ka namboatra azy isan-tsabata. Baiboly Protestanta Malagasy Ary ny sasany tamin’ny rahalahiny, tamin’ny taranaky ny Kehatita, no tonian’ny mofo aseho hamboatra azy isan-tSabata. Malagasy Bible Ary ny sasany tamin'ny rahalahiny, tamin'ny taranaky ny Kehatita, no tonian'ny mofo aseho hamboatra azy isan-tSabata. La Bible en Malgache Ny sasany tamin’ny rahalahiny, tamin’ny taranaky ny Kehatita, no tonian’ny mofo atao fanatitra ka mamboatra azy isan-tSabata. |
Ny avy amin’i Kaata dia ny fokon’ny Amramita, ny fokon’ny Jesaarita, ny fokon’ny Hebrônita, ary ny fokon’ny Azielita: ireo no fokon’ny Kaatita.
fa niditra tao an-tranon’Andriamanitra izy, ka nihinana ny mofo alahatra, kanefa tsy nisy nahazo nihinana izany na izy na izay nanaraka azy, afa-tsy ny mpisorona ihany?