Baiboly an-tserasera

dokam-barotra

Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao

1Tantara 9:12 - Baiboly Katolika

i Adaiasa zanak’i Jerôhama zanak’i Fasora zanak’i Melkiasa; i Maasaì zanak’i Adiela zanak’i Jezrà zanak’i Mosolama zanak’i Mosolamita zanak’i Emera;

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

i Adaia, zanak’i Jerohama, zanak’i Pasora, zanak’i Malkia ary i Masay, zanak’i Adiela, zanak’i Jazera, zanak’i Mesolama, zanak’i Mesilemita, zanak’Imera.

Jereo ny toko

DIEM PROTESTANTA

i Hadaià, zanakalahin’i Jerôhama sy zafin’i Pasehora ary zafiafin’i Malkià; i Mahesay, zanakalahin’i Hadiela sy zafin’i Jahazerà sy zafiafin’i Mesolama sy zafin-dohalik’i Mesilemôta ary zafin-kitrokelin’i Imera.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

i Hadaià, zanakalahin’i Jerôhama sy zafin’i Pasehora ary zafiafin’i Malkià; i Mahesay, zanakalahin’i Hadiela sy zafin’i Jahazerà sy zafiafin’i Mesolama sy zafin-dohalik’i Mesilemôta ary zafin-kitrokelin’i Imera.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

ary Adaia, zanak’i Jerohama, zanak’i Pasora, zanak’i Malkia, ary Masay, zanak’i Adiela, zanak’i Jazera, zanak’i Mesolama, zanak’i Mesilemita, zanak’Imera.

Jereo ny toko

Malagasy Bible

ary Adaia, zanak'i Jerohama, zanak'i Pasora, zanak'i Malkia, ary Masay, zanak'i Adiela, zanak'i Jazera, zanak'i Mesolama, zanak'i Mesilemita, zanak'Imera.

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

i Adaia, zanak’i Jerohama, zanak’i Pasora, zanak’i Malkia ary i Masay, zanak’i Adiela, zanak’i Jazera, zanak’i Mesolama, zanak’i Mesilemita, zanak’Imera.

Jereo ny toko

1Tantara 9:12
9 Rohy Ifampitohizana  

an’i Belgà ny faha-15, an’i Emera ny faha-16

i Azariasa zanak’i Helkiasa zanak’i Mosalama zanak’i Sadaoka zanak’i Maraiôta zanak’i Akitoba, mpanapaka ny tranon’Andriamanitra;

ary ny rahalahin’izy ireo, izay loham-pianakaviany avy, dia nisy lehilahy mahery 1.760 mba hanatanteraka ny fanompoana ao amin’ny tranon’Andriamanitra.

nisy 1.052 ny taranak’i Emara;

nisy 1.247 ny taranak’i Fasara;

nisy 1.052 ny taranak’i Emera;

Nandre an’i Jeremia nanonona izany faminaniana izany i Fasora mpisorona zanak’i Amera, izay mpitandrina ambony ny tranon’i Iaveh.

Izao no teny avy amin’i Iaveh natao tamin’i Jeremia, raha nirahin’i Sedesiasa mpanjaka, ho any aminy, i Fasora zanak’i Melkiasa sy i Sôfôniasa mpisorona, zanak’i Maasiasa, hanao aminy hoe: