Zanak’i Benjamina: i Bela, i Bokora, i Asbela, i Jerà, i Naamàna, i Esỳ, i Rôsa, i Mofima, i Ofima, ary i Areda.
1Tantara 7:6 - Baiboly Katolika Zanaka lahin’i Benjamina: i Bela, i Bekora, ary i Jadihela, telo izy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ny zanakalahin’i Benjamina dia i Bela sy i Bekera ary i Jediaela; telo izy ireo. DIEM PROTESTANTA Telo ny zanakalahin’i Benjamîna: dia i Bela sy i Bekera ary i Jedihaela. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Telo ny zanakalahin’i Benjamîna: dia i Bela sy i Bekera ary i Jedihaela. Baiboly Protestanta Malagasy Ny zanakalahin’ i Benjamina dia Bela sy Bakera ary Jediaela; telo izy. Malagasy Bible Ny zanakalahin'i Benjamina dia Bela sa Bakera ary Jediaela; telo izy. La Bible en Malgache Ny zanakalahin’i Benjamina dia i Bela sy i Bekera ary i Jediaela; telo izy ireo. |
Zanak’i Benjamina: i Bela, i Bokora, i Asbela, i Jerà, i Naamàna, i Esỳ, i Rôsa, i Mofima, i Ofima, ary i Areda.
Ny rahalahin’izy ireo araka ny fianakaviana ao amin’i Isakara rehetra, lehilahy mahery, dia nisy 87.000 ny tontaliny, voasoratra amin’ny tetiaram-pirazanana.
Zanaka lahin’i Bela: i Esbôna, i Ozia, i Oziela, i Jerimota ary i Oraia; dimy izy lohan’ny fokom-pianakaviana, lehilahy mahery, 22.034 no isany, voasoratra amin’ny tetiarana.