1Tantara 7:19 - Baiboly Katolika Ny zanaka lahin’i Semidà dia i Ahina, i Sekema, i Lesia ary i Aniama. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ny zanakalahin’i Semida dia i Ahiana, i Sekema, i Liky ary i Aniama. DIEM PROTESTANTA Ny zanakalahin’i Semidà kosa dia i Ahiàna sy i Sekema ary i Likehỳ sy i Anihama. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ny zanakalahin’i Semidà kosa dia i Ahiàna sy i Sekema ary i Likehỳ sy i Anihama. Baiboly Protestanta Malagasy Ary ny zanakalahin’i Semida dia Ahiana sy Sekema sy Liky ary Aniama. Malagasy Bible Ary ny zanakalahin'i Semida dia Ahiana sy Sekema sy Liky ary Aniama. La Bible en Malgache Ny zanakalahin’i Semida dia i Ahiana, i Sekema, i Liky ary i Aniama. |
Zanaka lahin’i Efraima: i Sotalà, i Bareda zanany, i Tahata zanany, i Eladà zanany, i Tahata zanany,