Ilay vaditsindranony atao hoe Ramà koa dia niteraka an’i Tabea sy i Gahama, ary i Toasy sy i Maakà.
1Tantara 7:16 - Baiboly Katolika Nitera-dahy i Maakà, vadin’i Makira, ka nataony hoe Faresa no anarany ary i Saresa no anaran’ny rahalahiny: i Olama sy i Resena no zanany lahy; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Niteraka zazalahy i Maka, vadin’i Makira, ka Peresy no nataony anarany; ary Seresy no anaran’ny rahalahiny; ny anaran’ny zanany lahy dia Olama sy Rekema. DIEM PROTESTANTA I Mahekà, vadin’i Makira, dia mbola niteraka zazalahy anankiray ka i Peresa no anarana niantsoan-dreniny azy; i Seresa no anaran’ny rahalahin’i Peresa; ny zanak’i Seresa roa lahy dia i Olana sy i Rekema; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara I Mahekà, vadin’i Makira, dia mbola niteraka zazalahy anankiray ka i Peresa no anarana niantsoan-dreniny azy; i Seresa no anaran’ny rahalahin’i Peresa; ny zanak’i Seresa roa lahy dia i Olana sy i Rekema; Baiboly Protestanta Malagasy Ary Imaka, vadin’i Makira, niteraka zazalahy, ka Paresy no nataony anarany; ary Saresy no anaran’ny rahalahiny; ary ny anaran’ny zanani-lahy dia Olama sy Rakema. Malagasy Bible Ary Imaka, vadin'i Makira, niteraka zaza, ahy, ka Paresy no nataony anarany; ary Saresy no anaran'ny rahalahiny; ary ny anaran'ny zananilahy dia Olama sy Rakema. La Bible en Malgache Niteraka zazalahy i Maka, vadin’i Makira, ka Peresy no nataony anarany; ary Seresy no anaran’ny rahalahiny; ny anaran’ny zanany lahy dia Olama sy Rekema. |
Ilay vaditsindranony atao hoe Ramà koa dia niteraka an’i Tabea sy i Gahama, ary i Toasy sy i Maakà.
I Makira naka vady tamin’ny avy amin’i Hapfima sy i Safàna: Maakà no anaran’ny anabaviny. I Salfaada no zanany lahy aivo, ary nanan-janaka vavy i Salfaada.
zanaka lahin’i Olama: i Badàna. Ireo no zanaka lahin’i Galaada, zanak’i Makira, zanak’i Manase.