1Tantara 6:30 - Baiboly Katolika zanak’i Hosabiasa zanak’i Amasiasa zanak’i Helkiasa Baiboly Protestanta Malagasy 2011 zanakalahin’i Hasabia, zanakalahin’i Amazia, zanakalahin’i Hilkia, DIEM PROTESTANTA sy zafin-dohalik’i Hasabià sy zafin-kitrokelin’i Amatsià sy zafim-paladian’i Hilkià Dikateny Iombonana Eto Madagasikara sy zafin-dohalik’i Hasabià sy zafin-kitrokelin’i Amatsià sy zafim-paladian’i Hilkià Baiboly Protestanta Malagasy zanakalahin’i Hasabia, zanakalahin’i Amazia, zanakalahin’i Hilkia, Malagasy Bible zanakalahin'i Hasabia, zanakalahin'i Amazia, zanakalahin'i Hilkia, La Bible en Malgache zanakalahin’i Hasabia, zanakalahin’i Amazia, zanakalahin’i Hilkia, |
Zanaka lahin’i Merarỳ rahalahin’izy ireo teo ankavia: i Etàna zanak’i Kosỳ zanak’i Abdỳ zanak’i Malòka