Nentin’ny kapitenin’ny mpiambina i Saraiasa mpisorona lehibe, sy i Sôfônia mpisorona ambaratonga faharoa, ary mpiandry varavarana telo lahy.
1Tantara 6:14 - Baiboly Katolika Zanaka lahin’i Merarì: i Moholì, i Lobnì zanany, i Semeià zanany, i Ozà zanany, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ny zanakalahin’i Merary dia i Maly; i Libny no zanakalahin’i Maly; i Semey no zanakalahin’i Libny; i Oza no zanakalahin’i Semey; DIEM PROTESTANTA Taranak’i Merarỳ: i Mahilỳ zanakalahin’i Merarỳ, i Libnỳ zanakalahin’i Mahilỳ, i Simehỳ zanakalahin’i Libnỳ, i Hozà zanakalahin’i Simehỳ, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Taranak’i Merarỳ: i Mahilỳ zanakalahin’i Merarỳ, i Libnỳ zanakalahin’i Mahilỳ, i Simehỳ zanakalahin’i Libnỳ, i Hozà zanakalahin’i Simehỳ, Baiboly Protestanta Malagasy Ny zanakalahin’i Merary dia Maly, Libny no zanakalahin’i Maly, Semey no zanakalahin’i Libny, Oza no zanakalahin’i Semey, Malagasy Bible Ny zanakalahin'i Merary dia Maly, Libny no zanakalahin'i Maly, Semey no zanakalahin'i Libny, Oza no zanakalahin'i Semey, La Bible en Malgache Ny zanakalahin’i Merary dia i Maly; i Libny no zanakalahin’i Maly; i Semey no zanakalahin’i Libny; i Oza no zanakalahin’i Semey; |
Nentin’ny kapitenin’ny mpiambina i Saraiasa mpisorona lehibe, sy i Sôfônia mpisorona ambaratonga faharoa, ary mpiandry varavarana telo lahy.
Tatỳ aorian’ireo zava-niseho ireo, tamin’ny andro nanjakan’i Artakserksesa mpanjakan’i Persa kosa indray, i Esdrasa zanak’i Saraisa zanak’i Helkiasa
i Jashina, i Saraiasa zanak’i Helkiasa zanak’i Mosolama zanak’i Sadôka zanak’i Meraiota zanak’i Akitoba, andriandahy amin’ny tranon’Andriamanitra,
Nalain’ny kapitenin’ny mpiambina i Saraiasa mpisorona lehibe, i Sôfônia mpisorona amin’ny filaharana manarakaraka, ary ny mpiandry varavarana telo lahy.
- ka mandraisa volafotsy sy volamena, hanaovanao satroboninahitra, dia ataovy eo an-dohan’i Jesosy, mpisorona lehibe, zanak’i Josedeka.