1Tantara 5:33 - Baiboly Katolika i Meraiota niteraka an’i Amariasa, i Amariasa niteraka an’i Akitoba, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 i Meraiota no niteraka an’i Amaria; i Amaria no niteraka an’i Ahitoba; DIEM PROTESTANTA i Meraiôta, ray niteraka an’i Amarià; i Amzarià, ray niteraka an’i Ahitoba; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara i Meraiôta, ray niteraka an’i Amarià; i Amzarià, ray niteraka an’i Ahitoba; Baiboly Protestanta Malagasy ary Meraiota niteraka an’i Amaria; ary Amaria niteraka an’i Ahitoba; La Bible en Malgache i Meraiota no niteraka an’i Amaria; i Amaria no niteraka an’i Ahitoba; |