Ny rahalahin’ireo araka ny fokom-pianakaviany avy dia i Mikaela, i Mosolama, i Sebe, i Jôraì, i Jakàna, i Zie ary i Hebera, fito izy.
1Tantara 5:14 - Baiboly Katolika Izy ireo dia zanaka lahin’i Abihaila zanak’i Horỳ zanak’i Jerà, zanak’i Galaada zanak’i Mikaela zanak’i Jesesì zanak’i Jedô zanak’i Boza. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ireo no zanakalahin’i Abihaila, zanak’i Hory, zanak’i Jaroa, zanak’i Gileada, zanak’i Mikaela, zanak’i Jesisay, zanak’i Jado, zanak’i Boza; DIEM PROTESTANTA ireo no zanakalahin’i Abihaîla ilay zanakalahin’i Horỳ sy zafin’i Jarôa sy zafiafin’i Gilehada sy zafin-dohalik’i Mikaela sy zafin-kitrokelin’i Jesisay sy zafim-paladian’i Jehidao ary zafin-dorian’i Boza. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara ireo no zanakalahin’i Abihaîla ilay zanakalahin’i Horỳ sy zafin’i Jarôa sy zafiafin’i Gilehada sy zafin-dohalik’i Mikaela sy zafin-kitrokelin’i Jesisay sy zafim-paladian’i Jehidao ary zafin-dorian’i Boza. Baiboly Protestanta Malagasy Ireo no zanakalahin’i Abihaila, zanak’i Hory, zanak’i Jaroa, zanak’i Gileada, zanak’i Mikaela, zanak’i Jesisay, zanak’i Jado, zanak’i Boza; Malagasy Bible Ireo no zanakalahin'i Abihaila, zanak'i Hory, zanak'i Jaroa, zanak'i Gileada, zanak'i Mikaela, zanak'i Jesisay, zanak'i Jado, zanak'i Boza; La Bible en Malgache Ireo no zanakalahin’i Abihaila, zanak’i Hory, zanak’i Jaroa, zanak’i Gileada, zanak’i Mikaela, zanak’i Jesisay, zanak’i Jado, zanak’i Boza; |
Ny rahalahin’ireo araka ny fokom-pianakaviany avy dia i Mikaela, i Mosolama, i Sebe, i Jôraì, i Jakàna, i Zie ary i Hebera, fito izy.