Zanaka lahin’i Afaima: I Jesì. Zanaka lahin’i Jesì: i Sesàna. Zanaka lahin’i Sesàna: i Oholaia.
1Tantara 4:42 - Baiboly Katolika Nisy taranak’i Simeôna koa, dimanjato lahy no isany, nankany amin’ny tendrombohitra Seira. I Faltiasa, i Naariasa, i Rafaiasa, ary i Oziela zanak’i Jesì, no filohan’ireo. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Nisy lehilahy dimanjato tamin’ny taranak’i Simeona nankany amin’ny tendrombohitra Seìra ka i Peletia, i Nearia, i Refaia ary i Oziela, zanakalahin’i Jisy, no mpifehy azy. DIEM PROTESTANTA Ary tamin’ny taranak’i Simehôna dia nisy lehilahy dimanjato notarihin’i Pelatià sy i Neharià ary i Refaià sy i Hoziela izay samy zanakalahin’i Jisehỳ; nankany an-tendrombohitr’i Sehira ireo, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ary tamin’ny taranak’i Simehôna dia nisy lehilahy dimanjato notarihin’i Pelatià sy i Neharià ary i Refaià sy i Hoziela izay samy zanakalahin’i Jisehỳ; nankany an-tendrombohitr’i Sehira ireo, Baiboly Protestanta Malagasy Ary nisy lehilahy dimam-jato tamin’ny taranak’i Simeona nankany amin’ny tendrombohitra Seïra ka nanana an’i Peletia sy Nearia sy Refaia ary Oziela, zanakalahin’i Jisy, ho mpifehy azy. Malagasy Bible Ary nisy lehilahy dimam-jato tamin'ny taranak'i Simeona nankany amin'ny tendrombohitra Seira ka nanana an'i Peletia sy Nearia sy Refaia ary Oziela, zanakalahin'i Jisy, ho mpifehy azy. La Bible en Malgache Nisy lehilahy dimanjato tamin’ny taranak’i Simeona nankany amin’ny tendrombohitra Seìra ka i Peletia, i Nearia, i Refaia ary i Oziela, zanakalahin’i Jisy, no mpifehy azy. |
Zanaka lahin’i Afaima: I Jesì. Zanaka lahin’i Jesì: i Sesàna. Zanaka lahin’i Sesàna: i Oholaia.
Zanaka lahin’i Hananiasa: i Faltiasa sy i Jeseiasa, ny zana-dRefaià, ny zanak’i Arnàna, ny zanak’i Obadià, ny zanak’i Sekeniasa.
Ka hoy i Iaveh tamin’i Môizy: «Soraty izany ho fahatsiarovana amin’ny boky; ary ambarao amin’i Jôsoe fa hofoanako eo ambanin’ny lanitra ny fahatsiarovana an’i Amaleka».
Lalana iraika ambin’ny folo andro i Kadesa-Barne, raha avy eo Horeba ka mihazo ny lalana amin’ny tendrombohitra Seira.