tao Bety-Markabôta, tao Hasar-Sosima, tao Bety-Beraì ary tao Saarima: ireo no tanànany aman-jana-bohiny, hatramin’ny andro nanjakan’i Davida.
1Tantara 4:32 - Baiboly Katolika Azy ireo koa i Etama, i Aena, i Remôna, i Tôkena sy i Asàna, tanàna dimy, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ny vohitra miankina aminy dia i Etama, i Aina, i Rimona, i Tokena ary i Asana; tanàna dimy ireo, Baiboly Protestanta Malagasy Ary ny zana-bohiny dia Etama sy Aina sy Rimona sy Tokena ary Asana, tanàna dimy ireo, Malagasy Bible Ary ny zana-bohiny dia Etama sy Aina sy Rimona sy Tokena ary Asana, tanana dimy ireo, La Bible en Malgache Ny vohitra miankina aminy dia i Etama, i Aina, i Rimona, i Tokena ary i Asana; tanàna dimy ireo, |
tao Bety-Markabôta, tao Hasar-Sosima, tao Bety-Beraì ary tao Saarima: ireo no tanànany aman-jana-bohiny, hatramin’ny andro nanjakan’i Davida.
mbamin’ny zana-bohiny rehetra izay tao amin’ny manodidina an’ireo tanàna ireo, hatrany Baala. Ireo no fonenany, sy ny taratasy tetiaram-pirazanan’izy ireo.
i Aina sy ny manodidina azy, i Jeta sy ny manodidina azy, i Betsamesy sy ny manodidina azy, tanàna sivy no azy amin’ireo foko roa ireo.