Fony i Davida tsy maintsy mbola nitoetra lavitra ny tavan’i Saola zanak’i Kisa, dia ireto no tonga nankeo aminy tao Sikelega; anisan’ny mahery nanampy azy nandritra ny ady izy ireo.
1Tantara 4:30 - Baiboly Katolika tao Batoela, tao Hormà, tao Sikelega, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Betoela, Horma, Ziklaga, Baiboly Protestanta Malagasy sy Betoela sy Horma sy Ziklaga Malagasy Bible sy Betoela sy Horma sy Ziklaga La Bible en Malgache Betoela, Horma, Ziklaga, |
Fony i Davida tsy maintsy mbola nitoetra lavitra ny tavan’i Saola zanak’i Kisa, dia ireto no tonga nankeo aminy tao Sikelega; anisan’ny mahery nanampy azy nandritra ny ady izy ireo.
tao Bety-Markabôta, tao Hasar-Sosima, tao Bety-Beraì ary tao Saarima: ireo no tanànany aman-jana-bohiny, hatramin’ny andro nanjakan’i Davida.
Dia nomen’i Akisa azy androtr’izay ihany i Sikelega; noho izany dia an’ny mpanjakan’i Jodà i Sikelega mandraka androany.
Nony tonga tao Sikelega i Davida mbamin’ny olony, tamin’ny andro fahatelo, dia efa notafihin’ny Amalesita i Negeba sy i Sikelega: nasiany i Sikelega ka nodorany;