Zanaka lahin’i Selà, zanak’i Jodà: I Hera rain’i Lekà; i Laadà rain’i Maresà sy ny fianakaviana amin’ny fokon’ny mpanao biso sy amin’ny fokon’i Askebea,
1Tantara 4:22 - Baiboly Katolika sy i Jôkima ary ny olona ao Kôzebà sy i Jôasa sy i Safara izay samy nanapaka tany Moaba, sy i Jaskôbi-Lemeka. Zavatra efa ela izany. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 i Jokima sy ny mponina tao Kozeba ary i Joasy sy i Sarafa, izay samy nitondra tany Moaba, dia niverina tany Lehema. Ary efa ela izany zavatra izany. DIEM PROTESTANTA i Jôkima sy ny mponina tao Kôzebà; ary i Jôasy sy i Sarafa, izay samy nanambady vehivavy môabita vao niverina nonina tao Betlehema: zavatra efa tranainy izany. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara i Jôkima sy ny mponina tao Kôzebà; ary i Jôasy sy i Sarafa, izay samy nanambady vehivavy môabita vao niverina nonina tao Betlehema: zavatra efa tranainy izany. Baiboly Protestanta Malagasy ary Jokima sy ny mponina tao Kozeba ary Joasy sy Sarafa, izay samy nanapaka tany Moaba, ary Jasobi-lehema. Ary efa ela izany zavatra izany. Malagasy Bible ary Jokima sy ny mponina tao Kozeba ary Joasy sy Sarafa, izay samy nanapaka tany Moaba, ary Jasobi-lehema. Ary efa ela izany zavatra izany. La Bible en Malgache i Jokima sy ny mponina tao Kozeba ary i Joasy sy i Sarafa, izay samy nitondra tany Moaba, dia niverina tany Lehema. Ary efa ela izany zavatra izany. |
Zanaka lahin’i Selà, zanak’i Jodà: I Hera rain’i Lekà; i Laadà rain’i Maresà sy ny fianakaviana amin’ny fokon’ny mpanao biso sy amin’ny fokon’i Askebea,
Ireo no mpanefy vilany sy mponina tany Netaima sy i Gederà, nonina teo anilan’ny mpanjaka izy, dia niasa ho azy.