i Baniasa zanak’i Jôiadà, no lehiben’ny Keretianina sy ny Feletianina; ary ny zanak’i Davida no mpanolo-tsaina manolotra azy indrindra.
1Tantara 27:34 - Baiboly Katolika manarakaraka an’i Akitôfela dia i Jôiadà, zanak’i Banaiasa, sy i Abiatara. I Jôaba no komandin’ny tafiky ny mpanjaka. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 ny manarakaraka an’i Ahitofela dia i Jehoiada, zanak’i Benaia, sy i Abiatara; ary ny lehiben’ny miaramilan’ny mpanjaka dia i Joaba. DIEM PROTESTANTA Ny nandimby an’i Ahitôfela dia ry Jôiadà zanakalahin’i Benaià sy ry Abiatara. Ary ny komandin’ny tafiky ny mpanjaka dia i Jôaba. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ny nandimby an’i Ahitôfela dia ry Jôiadà zanakalahin’i Benaià sy ry Abiatara. Ary ny komandin’ny tafiky ny mpanjaka dia i Jôaba. La Bible en Malgache ny manarakaraka an’i Ahitofela dia i Jehoiada, zanak’i Benaia, sy i Abiatara; ary ny lehiben’ny miaramilan’ny mpanjaka dia i Joaba. |
i Baniasa zanak’i Jôiadà, no lehiben’ny Keretianina sy ny Feletianina; ary ny zanak’i Davida no mpanolo-tsaina manolotra azy indrindra.
Nisy resadresaka natao tamin’i Jôaba, zanak’i Sarvià sy tamin’i Abiatara mpisorona, fa rafitra niandany tamin’i Adoniasa izy ireo.
Ary hoy i Davida: «Na iza na iza handresy voalohany ny Jeboseanina dia izy no ho lehibe sy filohany.» Ary i Jôaba zanak’i Sarvià no niakatra voalohany, ka izy no tonga lehibe.
I Jôaba zanak’i Sarvià no nifehy ny miaramila; i Jôsafata zanak’i Ahiloda, no mpitahiry ny bokim-panjakana;
I Banaiasa zanak’i Jôiadà filohany no lohan’ny antokony fahatelo, ho amin’ny volana fahatelo, ary 24.000 no isan’ny antokony.