1Tantara 27:33 - Baiboly Katolika33 I Akitôfela dia mpanolo-tsaina ny mpanjaka, ary i Kosaì, Arkeanina, dia sakaizan’ny mpanjaka; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201133 I Ahitofela dia mpanolotsaina ny mpanjaka; i Hosay arkita no namana akaiky ny mpanjaka; Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA33 I Ahitôfela koa dia mpanolotsain’ny mpanjaka; ary i Hosay, izay Arkita, no sakaizan’ny mpanjaka. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara33 I Ahitôfela koa dia mpanolotsain’ny mpanjaka; ary i Hosay, izay Arkita, no sakaizan’ny mpanjaka. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy33 ary Ahitofela dia mpanolo-tsaina ny mpanjaka; ary Hosay Arkita no sakaizan’ny mpanjaka; ary ny manarakaraka an’i Ahitofela dia Joiada, zanak’i Benaia, sy Abiatara; ary ny komandin’ny miaramilan’ny mpanjaka dia Joaba. Jereo ny tokoMalagasy Bible33 ary Ahitofela dia mpanolo-tsaina ny mpanjaka; ary Hosay Arkita no sakaizan'ny mpanjaka; ary ny manarakaraka an'i Ahitofela dia Joiada, zanak'i Benaia, sy Abiatara; ary ny komandin'ny miaramilan'ny mpanjaka dia Joaba. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache33 I Ahitofela dia mpanolotsaina ny mpanjaka; i Hosay arkita no namana akaiky ny mpanjaka; Jereo ny toko |