i Heleda zanak’i Baanà, avy any Netôfah; i Etaia zanak’i Ribaia, avy any Gabaàn’ny taranak’i Benjamina;
1Tantara 27:15 - Baiboly Katolika I Holdaì avy any Netofà, amin’ny fianakavian’i Otoniela, no faha-12, ho amin’ny volana faha-12, ary 24.000 isan’ny antokony. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ny faharoa amby folo, ho amin’ny volana faharoa amby folo, dia i Helday netofatita, isan’ny taranak’i Otniela; ny antokony dia efatra arivo sy roa alina. Baiboly Protestanta Malagasy Ny faharoa ambin’ny folo, ho amin’ny volana faharoa ambin’ny folo, dia Helday Netofatita, isan’ny taranak’i Otniela; ary ny antokony dia efatra arivo amby roa alina. Malagasy Bible Ny faharoa ambin'ny folo, ho amin'ny volana faharoa ambin'ny folo, dia Helday Netofatita, isan'ny taranak'i Otniela; ary ny antokony dia efatra arivo amby roa alina. La Bible en Malgache Ny faharoa amby folo, ho amin’ny volana faharoa amby folo, dia i Helday netofatita, isan’ny taranak’i Otniela; ny antokony dia efatra arivo sy roa alina. |
i Heleda zanak’i Baanà, avy any Netôfah; i Etaia zanak’i Ribaia, avy any Gabaàn’ny taranak’i Benjamina;
I Banaiasa avy any Faratôna, isan-taranak’i Efraima no faha-11, ary 24.000 no isan’ny antokony.
Izao kosa no lohan’ny fokon’i Israely: amin’ny Robenita, i Eliezera zanak’i Zekri; amin’ny Simeônita, i Safatiasa zanak’i Maakà;
Zanaka lahin’i Seneza: i Otoniela, i Saraià. Zanaka lahin’i Otoniela: i Hatata sy i Maonatì.
Otoniela zanak’i Keneza, rahalahin’i Kaleba, no nahafaka azy ka nomen’i Kaleba azy i Aksà zanany vavy, ho vadiny.
Fa nitaraina tamin’i Iaveh ny zanak’i Israely ka nananganan’i Iaveh mpanafaka izay namonjy azy izy, dia Otoniela zanak’i Keneza, zandrin’i Kaleba.