naman’ireo ny rahalahiny, amin’ny ambaratonga faharoa: i Zakaria, i Bena, i Jaziela, i Semiramôta, i Jahiela, i Anì, i Eliaba, i Banaiasa, i Maasiasa, i Matatiasa, i Elifalò, i Maseniasa, i Obededôma, ary i Jehiela, mpiandry varavarana.
1Tantara 24:25 - Baiboly Katolika Rahalahin’i Mikà: i Jesià, zanak’i Jesià i Zakariasa. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 ny rahalahin’i Mika dia i Jisia; tamin’ny taranak’i Jisia dia i Zakaria. DIEM PROTESTANTA I Jisià no rahalahin’i Mikà; ary tamin’ny zanakalahin’i Jisià dia i Zakarià. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara I Jisià no rahalahin’i Mikà; ary tamin’ny zanakalahin’i Jisià dia i Zakarià. Baiboly Protestanta Malagasy ny rahalahin’i Mika dia Jisia; tamin’ny taranak’i Jisia dia Zakaria. Malagasy Bible ny rahalahin'i Mika dia Jisia; tamin'ny taranak'i Jisia dia Zakaria. La Bible en Malgache ny rahalahin’i Mika dia i Jisia; tamin’ny taranak’i Jisia dia i Zakaria. |
naman’ireo ny rahalahiny, amin’ny ambaratonga faharoa: i Zakaria, i Bena, i Jaziela, i Semiramôta, i Jahiela, i Anì, i Eliaba, i Banaiasa, i Maasiasa, i Matatiasa, i Elifalò, i Maseniasa, i Obededôma, ary i Jehiela, mpiandry varavarana.
I Zakaria, i Oziela, i Semiramôta, i Jahiela, i Anì, i Eliaba, i Maasiasa, ary i Banaiasa nanana valiha alamota.
Zanaka lahin’i Merarỳ: i Moholỳ sy i Mosỳ; zanaka lahin’i Merarỳ tamin’i Oziao zanany: i Saama, i Zakora ary i Hebrỳ.
Zanaka lahin’i Ozia: i Izrahia. Zanaka lahin’i Izrahia: i Mikaela, i Obadià, i Joela, ary i Jesià, filohany dimy izy rehetra.