1Tantara 24:18 - Baiboly Katolika an’i Dalajao ny faha-23, an’i Maziao ny faha-24. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 ny fahatelo amby roapolo dia an’i Delaia, ny fahefatra amby roapolo dia an’i Mazia. DIEM PROTESTANTA ny faha-23, azon’i Delaià; ny faha-24, azon’i Mahazià. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara ny faha-23, azon’i Delaià; ny faha-24, azon’i Mahazià. Baiboly Protestanta Malagasy ny fahatelo amby roa-polo an’i Delaia, ny fahefatra amby roa-polo an’i Mazia. Malagasy Bible ny fahatelo amby roa-polo an'i Delaia, ny fahefatra amby roa-polo an'i Mazia. La Bible en Malgache ny fahatelo amby roapolo dia an’i Delaia, ny fahefatra amby roapolo dia an’i Mazia. |
Toy izany no antokony nizarazarana azy ireo, araka ny fanompoany, mba ho tonga ao an-tranon’i Iaveh, araka ny fandaharana nomena azy, tamin’ny alalan’i Aarôna, rainy, araka ny didy nomen’i Iaveh Andriamanitr’i Israely azy.
i Seloma, i Amôka, i Helkiasa, i Adaiasa. Ireo no lehiben’ny mpisorona mbamin’ireo rahalahiny, tamin’ny andron’i Josoe.