1Tantara 23:17 - Baiboly Katolika Ny zanaka lahin’i Eliezera, dia i Rohobià, filohany. Tsy nanan-janaka lahy hafa i Eliezera, nefa maro dia maro ny zanakalahin-dRohobià. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Tamin’ny zanakalahin’i Eliezera dia i Rehabia no lohany, i Eliezera anefa dia tsy nanan-janaka hafa; fa ny zanak’i Rehabia dia maro indrindra. DIEM PROTESTANTA Tamin’ireo zanak’i Elihezera dia i Rehabià no loham-pianakaviana, sady tsy nanan-janakalahy hafa i Elihezera; kanefa maro dia maro ny zanakalahin’i Rehabià. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Tamin’ireo zanak’i Elihezera dia i Rehabià no loham-pianakaviana, sady tsy nanan-janakalahy hafa i Elihezera; kanefa maro dia maro ny zanakalahin’i Rehabià. Baiboly Protestanta Malagasy Ary tamin’ny zanakalahin’i Eliezera dia Rehabia no lohany (Eliezera anefa tsy nanan-janaka hafa); fa ny zanak’i Rehabia dia maro indrindra. Malagasy Bible Ary tamin'ny zanakalahin'i Eliezera dia Rehabia no lohany (Eliezera anefa tsy nanan-janaka hafa); fa ny zanak'i Rehabia dia maro indrindra. La Bible en Malgache Tamin’ny zanakalahin’i Eliezera dia i Rehabia no lohany, i Eliezera anefa dia tsy nanan-janaka hafa; fa ny zanak’i Rehabia dia maro indrindra. |
dia i Soboela zanak’i Gersôna zanak’i Môizy, no toniany ambony indrindra amin’ny rakitra.
Tamin’ireo rahalahiny avy amin’i Eliezera, izay nanan-janaka an’i Rahabià, izay nanan-janaka an’i Isaiasa, izay nanan-janaka an’i Jôrama, izay nanan-janaka an’i Zekri, izay nanan-janaka an’i Selemita,
ary ny iray natao hoe: Eliezera, fa hoy izy: «Novonjen’ny Andriamanitry ny raiko aho, fa nafahany tamin’ny sabatr’i Faraôna.»