1Tantara 21:8 - Baiboly Katolika
Dia hoy i Davida tamin’Andriamanitra: «Efa nanao fahotana lehibe aho tamin’izao nataoko izao, koa ankehitriny mifona aminao aho, esory ny heloky ny mpanomponao, fa tena nanao toy ny adala tokoa aho.»
Jereo ny toko
Ary hoy i Davida tamin’Andriamanitra: Efa nanota be aho tamin’izao nataoko izao! Koa ankehitriny, mifona aminao aho, esory ny heloky ny mpanomponao, fa efa nanao hadalana lehibe tokoa aho.
Jereo ny toko
Ary hoy i Davida tamin’Andriamanitra: –Efa nanao fahotana lehibe aho tamin’izao nataoko izao. Koa ankehitriny, mifona aminao aho mpanomponao, mba avelao ny heloko fa efa nanao fahadalana lehibe tokoa aho!

Ary hoy Davida tamin’Andriamanitra; Efa nanota indrindra aho tamin’izao nataoko izao; koa ankehitriny, mifona aminao aho, esory ny heloky ny mpanomponao, fa efa nanao fahadalana lehibe tokoa aho.
Jereo ny toko
Ary hoy Davida tamin'Andriamanitra; Efa nanota indrindra aho tamin'izao nataoko izao; koa ankehitriny, mifona aminao aho, esory ny heloky ny mpanomponao, fa efa nanao fahadalana lehibe tokoa aho.