Fa hoy i Davida mpanjaka tamin’i Ornàna: «Tsia, fa tiako hovidina vola araka izay tena vidiny marina, fa tsy haka ny anao ho an’i Iaveh aho, na hanatitra sorona dorana azoko maina.»
1Tantara 21:25 - Baiboly Katolika Koa nomen’i Davida volamena lanjan’enin-jato sikla i Ornàna ho vidin’ny tokotany. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Dia nomen’i Davida volamena milanja sekela eninjato i Ornana ho vidin’ny tany. DIEM PROTESTANTA Dia nomen’i Davida sekela volamena eninjato i Araonà ho vidin’ny tokotany. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Dia nomen’i Davida sekela volamena eninjato i Araonà ho vidin’ny tokotany. Baiboly Protestanta Malagasy Dia nomen’i Davida sekely volamena lanjan’enin-jato Araona ho vidin’ny tany. Malagasy Bible Dia nomen'i Davida sekely volamena lanjan'enin-jato Araona ho vidin'ny tany. La Bible en Malgache Dia nomen’i Davida volamena milanja sekela eninjato i Ornana ho vidin’ny tany. |
Fa hoy i Davida mpanjaka tamin’i Ornàna: «Tsia, fa tiako hovidina vola araka izay tena vidiny marina, fa tsy haka ny anao ho an’i Iaveh aho, na hanatitra sorona dorana azoko maina.»