1Tantara 2:36 - Baiboly Katolika I Eteia niteraka an’i Natàna, i Natàna niteraka an’i Zabada. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 I Atahy no niteraka an’i Natana; i Natana no niteraka an’i Zabada; DIEM PROTESTANTA Ary i Hatahy no ray niteraka an’i Natàna; i Natàna, ray niteraka an’i Zabada; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ary i Hatahy no ray niteraka an’i Natàna; i Natàna, ray niteraka an’i Zabada; Baiboly Protestanta Malagasy Ary Atahy niteraka an’i Natana; ary Natana niteraka an’i Zabada; Malagasy Bible Ary Atahy niteraka an'i Natana; ary Natana niteraka an'i Zabada; La Bible en Malgache I Atahy no niteraka an’i Natana; i Natana no niteraka an’i Zabada; |