Zanaka lahin’i Jadà, rahalahin’i Semeià: i Jetera sy i Jonatàna. Maty tsy niteraka i Jetera.
1Tantara 2:33 - Baiboly Katolika Zanaka lahin’i Jonatàna: i Faleta sy i Zizà. Ireo no zanaka lahin’i Jerameela. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ny zanakalahin’i Jonatana dia i Paleta sy i Zazà. Ireo no zanakalahin’i Jeramela. DIEM PROTESTANTA Ary ny zanakalahin’i Jônatàna dia i Peleta sy i Zazà. Ireo avy no taranak’i Jerehimeela. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ary ny zanakalahin’i Jônatàna dia i Peleta sy i Zazà. Ireo avy no taranak’i Jerehimeela. Baiboly Protestanta Malagasy Ary ny zanakalahin’i Jonatana dia Paleta sy Zaza. Ireo no zanakalahin’i Jeramela. Malagasy Bible Ary ny zanakalahin'i Jonatana dia Paleta sy Zaza. Ireo no zanakalahin'i Jeramela. La Bible en Malgache Ny zanakalahin’i Jonatana dia i Paleta sy i Zazà. Ireo no zanakalahin’i Jeramela. |
Zanaka lahin’i Jadà, rahalahin’i Semeià: i Jetera sy i Jonatàna. Maty tsy niteraka i Jetera.
Tsy nitera-dahy i Sesàna, fa nanan-janaka vavy izy. Nanana ankizy lahy Ejiptianina anankiray izy, atao hoe i Jeraà,