1Tantara 2:32 - Baiboly Katolika Zanaka lahin’i Jadà, rahalahin’i Semeià: i Jetera sy i Jonatàna. Maty tsy niteraka i Jetera. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ny zanakalahin’i Jada, rahalahin’i Samay, dia i Jetera sy i Jonatana; nefa maty momba i Jetera. DIEM PROTESTANTA Ny zanakalahin’i Jadà, rahalahin’i Samay, dia i Jetera sy i Jônatàna; fa maty tsy niteraka i Jetera. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ny zanakalahin’i Jadà, rahalahin’i Samay, dia i Jetera sy i Jônatàna; fa maty tsy niteraka i Jetera. Baiboly Protestanta Malagasy Ary ny zanakalahin’i Jada, rahalahin’i Samay, dia Jatera sy Jonatana; nefa maty momba Jatera. Malagasy Bible Ary ny zanakalahin'i Jada, rahalahin'i Samay, dia Jatera sy Jonatana; nefa maty momba Jatera. La Bible en Malgache Ny zanakalahin’i Jada, rahalahin’i Samay, dia i Jetera sy i Jonatana; nefa maty momba i Jetera. |
Zanaka lahin’i Afaima: I Jesì. Zanaka lahin’i Jesì: i Sesàna. Zanaka lahin’i Sesàna: i Oholaia.