1Tantara 2:28 - Baiboly Katolika Ny zanaka lahin’i Semeià: i Nadaba sy i Abisora. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ny zanakalahin’i Onama dia i Samay sy i Jada. Ny zanakalahin’i Samay dia i Nadaba sy i Abisora. DIEM PROTESTANTA Ny zanakalahin’i Ônama dia i Semay sy i Jadà; ny zanakalahin’i Samay kosa dia i Nadaba sy i Abisora. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ny zanakalahin’i Ônama dia i Semay sy i Jadà; ny zanakalahin’i Samay kosa dia i Nadaba sy i Abisora. Baiboly Protestanta Malagasy Ary ny zanakalahin’i Onama dia Samay sy Jada. Ary ny zanakalahin’i Samay dia Nadaba sy Abisora. Malagasy Bible Ary ny zanakalahin'i Onama dia Samay sy Jada. Ary ny zanakalahin'i Samay dia Nadaba sy Abisora. La Bible en Malgache Ny zanakalahin’i Onama dia i Samay sy i Jada. Ny zanakalahin’i Samay dia i Nadaba sy i Abisora. |
Ny anaram-badin’i Abisora dia i Abihaila, ary izy niteraka an’i Ahobàna, sy i Môlida taminy.
Zanaka lahin’i Jadà, rahalahin’i Semeià: i Jetera sy i Jonatàna. Maty tsy niteraka i Jetera.