1Tantara 18:11 - Baiboly Katolika
Natokan’i Davida mpanjaka ho an’i Iaveh izany, mbamin’ny volafotsy amam-bolamena, nalainy tamin’ny firenena rehetra, dia i Edôma, i Moaba, ny taranak’i Amôna, ny Filistinina ary i Amaleka.
Jereo ny toko
Nohamasinin’i Davida mpanjaka ho an’NY TOMPO koa izany mbamin’ny volafotsy sy ny volamena noentiny avy tamin’ny firenena rehetra, dia tany Edoma sy Moaba, tany amin’ny taranak’i Amona sy ny Filistina ary ny Amalekita.
Jereo ny toko
Ireo fanaka ireo koa dia natokan’i Davida mpanjaka ho an’ny TOMPO, niaraka tamin’ny volafotsy sy volamena izay nentiny avy any amin’ny firenena hafa rehetra: dia ny Edômita sy Môabita ary Hamônita mbamin’ny Filistinina sy Hamalekîta.

Dia nohamasinin’i Davida mpanjaka ho an’i Jehovah koa izany mbamin’ny volafotsy sy ny volamena nentiny avy tamin’ny firenena rehetra, dia tany Edoma sy Moaba sy ny taranak’i Amona sy ny Filistina ary ny Amalekita.
Jereo ny toko
Dia nohamasinin'i Davida mpanjaka ho an'i Jehovah koa izany mbamin'ny volafotsy sy ny volamena nentiny avy tamin'ny firenena rehetra, dia tany Edoma sy Moaba sy ny taranak'i Amona sy ny Filistina ary ny Amalekita