1Tantara 17:25 - Baiboly Katolika
Fa Tenanao, ry Andriamanitra ô, no efa nanambara tamin’ny mpanomponao fa hanorin-trano ho azy, ka izany no nahasahian’ny mpanomponao hivavaka eto anatrehanao.
Jereo ny toko
Fa Ianao, Andriamanitro ô, efa nanambara tamin’ny mpanomponao fa hanao trano ho azy. Koa izany no nampahasahy ny mpanomponao hivavaka eto anatrehanao.
Jereo ny toko
Satria Ianao, Andriamanitro ô, efa nanambara tamiko fa hanome taranaka ho ahy; koa izany no maha eto ahy mba hivavaka manatrika anao.
Jereo ny toko
Satria Ianao, Andriamanitro ô, efa nanambara tamiko fa hanome taranaka ho ahy; koa izany no maha eto ahy mba hivavaka manatrika anao.
Jereo ny toko
Fa Hianao, Andriamanitro ô, efa nanambara tamin’ny mpanomponao fa homenao taranaka izy; koa izany no nampahasahy ny mpanomponao hivavaka eto anatrehanao.
Jereo ny toko
Fa Hianao, Andriamanitro ô, efa nanambara tamin'ny mpanomponao fa homenao taranaka izy; koa Izany no nampahasahy ny mpanomponao hivavaka eto anatrehanao.
Jereo ny toko
Fa Ianao, Andriamanitro ô, efa nanambara tamin’ny mpanomponao fa hanao trano ho azy. Koa izany no nampahasahy ny mpanomponao hivavaka eto anatrehanao.
Jereo ny toko