Koa i Davida tsy nety nandray ny Fiaran’i Iaveh ho any aminy, any an-tanànan’i Davida, fa nasain’i Davida nentina nankany an-tranon’i Obededôma, any Geta, ny Fiara.
1Tantara 16:38 - Baiboly Katolika Toy izany koa i Obededôma mbamin’ireo rahalahiny 68, i Obededôma zanak’i Iditona ary i Hosa, ho mpiandry varavarana. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 I Obeda-Edoma, zanak’i Jedotona sy ny rahalahiny valo amby enimpolo ary i Hosa kosa dia ho mpiandry varavarana. DIEM PROTESTANTA nanankinany adidy koa ry i Hôbeda-Edôma sy ny namany 68 lahy, sy ilay Hôbeda-Edôma zanakalahin’i Jeditòna, ary i Hôsà mba ho mpiandry vavahady. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara nanankinany adidy koa ry i Hôbeda-Edôma sy ny namany 68 lahy, sy ilay Hôbeda-Edôma zanakalahin’i Jeditòna, ary i Hôsà mba ho mpiandry vavahady. Baiboly Protestanta Malagasy ary Obed-edoma sy ny rahalahiny valo amby enim-polo sy Obed-edoma, zanak’i Jedotona, ary Hosa ho mpiandry varavarana kosa. Malagasy Bible ary Obed-edoma sy ny rahalahiny valo amby enim-polo sy Obed-edoma, zanak'i Jedotona, ary Hosa ho mpiandry varavarana kosa. La Bible en Malgache I Obeda-Edoma, zanak’i Jedotona sy ny rahalahiny valo amby enimpolo ary i Hosa kosa dia ho mpiandry varavarana. |
Koa i Davida tsy nety nandray ny Fiaran’i Iaveh ho any aminy, any an-tanànan’i Davida, fa nasain’i Davida nentina nankany an-tranon’i Obededôma, any Geta, ny Fiara.
Dia niainga izy ireo, ka niantso ny mpiambina ny vavahadin-tanàna, ary izao no filazàna nataony: «Nitsofoka tany an-tobin’ny Sirianina izahay, ka indro tsy misy olona, na feon’olona akory, fa soavaly mifatotra, ampondra mifatotra, ary lay amin’ny toetra nananganana azy no hany ao.»
Dia nipetraka telo volana tao amin’ny ankohonan’i Obededôma tao an-tranony, ny fiaran’Andriamanitra; ary nambinin’i Iaveh ny ankohonan’i Obededôma mbamin’ny ananany rehetra.
Amin’i Iditona, ny zanaka lahin’i Iditona: i Godohiasa, i Sorỳ, i Jereiasa, i Hasabiasa, i Matatiasa, ary i Semeià, enina izy araka ny didin’i Iditona rainy, izay naminany tamin’ny lokanga hidera sy hankalaza an’i Iaveh.
Amin’ny taranak’i Merarì, i Hosa nanan-janaka, dia i Semrì filohany; tsy mba lahimatoa izy nefa natsangan-drainy ho lohany,