Nantsoin’i Davida ny mpisorona Sadôka sy i Abiatara, ary ny Levita, i Oriela, i Asaiasa, i Joela, i Semeiàsa, i Eliala ary i Aminadaba.
1Tantara 15:10 - Baiboly Katolika tamin’ny taranak’i Oziela: i Aminadaba lehibe sy ny rahalahiny, 112. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 tamin’ny taranak’i Oziela dia i Aminadaba lehibeny sy ny rahalahiny roa amby folo amby zato. DIEM PROTESTANTA tamin’ny taranak’i Hoziela dia i Haminadaba lehibeny mbamin’ny namany 112 lahy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara tamin’ny taranak’i Hoziela dia i Haminadaba lehibeny mbamin’ny namany 112 lahy. Baiboly Protestanta Malagasy tamin’ny taranak’i Oziela dia Aminadaba lehibeny sy ny rahalahiny roa ambin’ny folo amby zato. Malagasy Bible tamin'ny taranak'i Oziela dia Aminadaba lehibeny sy ny rahalahiny roa ambin'ny folo amby zato. La Bible en Malgache tamin’ny taranak’i Oziela dia i Aminadaba lehibeny sy ny rahalahiny roa amby folo amby zato. |
Nantsoin’i Davida ny mpisorona Sadôka sy i Abiatara, ary ny Levita, i Oriela, i Asaiasa, i Joela, i Semeiàsa, i Eliala ary i Aminadaba.
Dia ireto no nanao ny raharaha, mbamin’ny zanany avy: Amin’ny zanaka lahin’ny Kaatita: i Hemàna mpihira, zanak’i Joela zanak’i Samoela
Zanak’i Kaata: i Amrama, i Isaara, i Hebrôna ary i Oziela. Telo amby telopolo amby zato taona no andro niainan’i Kaata.