1Tantara 12:34 - Baiboly Katolika Avy amin’i Neftalì, filohany 1.000; ary 37.000 mitondra ampinga sy lefona, no niaraka taminy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Tamin’ny Naftaly dia nisy mpifehy arivo, ary manaraka azy dia nisy fito arivo sy telo alina amin’ampinga lehibe sy lefona. DIEM PROTESTANTA Tamin’i Zebolòna, dia nisy miaramila 50 000, zatra ady sy vonon-kiantafika, nirongo fiadiana isan-karazany sady afaka miara-mientana tsara. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Tamin’i Zebolòna, dia nisy miaramila 50 000, zatra ady sy vonon-kiantafika, nirongo fiadiana isan-karazany sady afaka miara-mientana tsara. Baiboly Protestanta Malagasy Ary tamin’ny Naftaly dia nisy mpifehy arivo, ary manaraka azy dia nisy fito arivo amby telo alina amin’ampinga lehibe sy lefona. Malagasy Bible Ary tamin'ny Naftaly dia nisy mpifehy arivo, ary manaraka azy dia nisy fito arivo amby telo alina amin'ampinga lehibe sy lefona. La Bible en Malgache Tamin’ny Naftaly dia nisy mpifehy arivo, ary manaraka azy dia nisy fito arivo sy telo alina amin’ampinga lehibe sy lefona. |
Avy amin’i Zabolôna, 50.000, samy azo alefa amin’ny tafika, vonon-kiady, efa hary fiadiana tsara mihitsy, mba hilahatra hiady amin’ny fo tsy miroahana.