Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 12:34 - DIEM PROTESTANTA

34 Tamin’i Zebolòna, dia nisy miaramila 50 000, zatra ady sy vonon-kiantafika, nirongo fiadiana isan-karazany sady afaka miara-mientana tsara.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

34 Tamin’ny Naftaly dia nisy mpifehy arivo, ary manaraka azy dia nisy fito arivo sy telo alina amin’ampinga lehibe sy lefona.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

34 Tamin’i Zebolòna, dia nisy miaramila 50 000, zatra ady sy vonon-kiantafika, nirongo fiadiana isan-karazany sady afaka miara-mientana tsara.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

34 Avy amin’i Neftalì, filohany 1.000; ary 37.000 mitondra ampinga sy lefona, no niaraka taminy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

34 Ary tamin’ny Naftaly dia nisy mpifehy arivo, ary manaraka azy dia nisy fito arivo amby telo alina amin’ampinga lehibe sy lefona.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

34 Ary tamin'ny Naftaly dia nisy mpifehy arivo, ary manaraka azy dia nisy fito arivo amby telo alina amin'ampinga lehibe sy lefona.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

34 Tamin’ny Naftaly dia nisy mpifehy arivo, ary manaraka azy dia nisy fito arivo sy telo alina amin’ampinga lehibe sy lefona.

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 12:34
3 Rohy Ifampitohizana  

I Naftalỳ sy ireo zanany lahy, dia i Jahatsiela sy i Gonỳ ary i Jetsera sy i Silema.


Tamin’ny taranak’i Jisakara, dia nisy manamboninahitra roanjato lahy sy ireo mpiray foko rehetra teo ambany fifehezany; ireo manamboninahitra ireo dia samy nahay mamantatra tsara ny fotoana mety sy ny fomba tokony hikatrohan’ny Israelita.


Tamin’i Naftalỳ, dia nisy manamboninahitra arivo lahy arahin’ny miaramilany 37 000 nirongo ampinga sy lefona.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra