Avy amin’i Neftalì, filohany 1.000; ary 37.000 mitondra ampinga sy lefona, no niaraka taminy.
1Tantara 12:33 - Baiboly Katolika Avy amin’i Zabolôna, 50.000, samy azo alefa amin’ny tafika, vonon-kiady, efa hary fiadiana tsara mihitsy, mba hilahatra hiady amin’ny fo tsy miroahana. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Tamin’ny Zebolona, izay azo nalefa hanafika ka nahay niady tamin’ny fiadiana samihafa rehetra, dia dimy alina, izay nahay niray hina nilahatra tsara. DIEM PROTESTANTA Tamin’ny taranak’i Jisakara, dia nisy manamboninahitra roanjato lahy sy ireo mpiray foko rehetra teo ambany fifehezany; ireo manamboninahitra ireo dia samy nahay mamantatra tsara ny fotoana mety sy ny fomba tokony hikatrohan’ny Israelita. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Tamin’ny taranak’i Jisakara, dia nisy manamboninahitra roanjato lahy sy ireo mpiray foko rehetra teo ambany fifehezany; ireo manamboninahitra ireo dia samy nahay mamantatra tsara ny fotoana mety sy ny fomba tokony hikatrohan’ny Israelita. Baiboly Protestanta Malagasy Tamin’ny Zebolona, izay azo nalefa hanafika ka nahay niady tamin’ny fiadiana samy hafa rehetra dia dimy alina, izay nahay nilahatra tsara tamin’ny firaisan-kina. Malagasy Bible Tamin'ny Zebolona, izay azo nalefa hanafika ka nahay niady tamin'ny fiadiana samy hafa rehetra dia dimy alina, izay nahay nilahatra tsara tamin'ny firaisan-kina. La Bible en Malgache Tamin’ny Zebolona, izay azo nalefa hanafika ka nahay niady tamin’ny fiadiana samihafa rehetra, dia dimy alina, izay nahay niray hina nilahatra tsara. |
Avy amin’i Neftalì, filohany 1.000; ary 37.000 mitondra ampinga sy lefona, no niaraka taminy.
Ireo lehilahy mpiady rehetra ireo, izay samy nahay nilahatra hiady avokoa, dia tonga tao Hebrôna, tamin’ny fo mahitsy hanangana an’i Davida ho mpanjaka amin’i Israely rehetra: ary i Israely sisa rehetra koa, dia niray fo torak’izany hanangana an’i Davida ho mpanjaka.
Vonjeo, ry Iaveh ô! fa mihafongotra ny tia vavaka: mihafoana tsy ho eo amin’ny zanak’olombelona ny mahatoky.
Nony nahita an’i Natanaely tamy nanatona Azy i Jesoa, dia nilaza azy hoe: «Io no tena Israelita tokoa, izay tsy misy fitaka.»