1Tantara 12:27 - Baiboly Katolika
Ary i Jôiadà lehiben’ny taranak’i Aarôna, ary 3.700 lahy no niaraka taminy.
Jereo ny toko
I Jehoiada, lehiben’ny Aronita, dia nisy fitonjato sy telo arivo niaraka taminy;
Jereo ny toko
Tamin’ny taranak’i Levỳ, dia nisy 4 600 lahy,
Jereo ny toko
Tamin’ny taranak’i Levỳ, dia nisy 4 600 lahy,
Jereo ny toko
Ary Joiada dia lehiben’ny Aronita, ary nisy fiton-jato amby telo arivo teo aminy;
Jereo ny toko
Ary Joiada dia lehiben'ny Aronita, ary nisy fiton-jato amby telo arivo teo aminy;
Jereo ny toko
I Jehoiada, lehiben’ny Aronita, dia nisy fitonjato sy telo arivo niaraka taminy;
Jereo ny toko