I Seleka, Amônita, i Nahanaia avy any Berôta, mpitondra fiadian’i Jôaba zanak’i Sarvià;
1Tantara 11:39 - Baiboly Katolika i Sekela Ammônita, i Naaraỳ avy any Berôta, mpitondra fiadian’i Jôaba zanak’i Sarvià; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 i Zeleka amonita, i Naharay berotita, mpitondra ny fiadian’i Joaba, zanak’i Zeroia; DIEM PROTESTANTA i Tselèka, ilay Hamônita; i Naharay, avy any Beerôta, mpitondra ny fiadian’i Jôaba zanakalahin’i Tseroià; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara i Tselèka, ilay Hamônita; i Naharay, avy any Beerôta, mpitondra ny fiadian’i Jôaba zanakalahin’i Tseroià; Baiboly Protestanta Malagasy sy Zaleka Amonita sy Naharay Berotita, mpitondra ny fiadian’i Joaba, zanak’i Zeroia, Malagasy Bible sy Zaleta Amonita sy Naharay Berotita, mpitondra ny fiadian'i Joaba, zanak'i Zeroia, La Bible en Malgache i Zeleka amonita, i Naharay berotita, mpitondra ny fiadian’i Joaba, zanak’i Zeroia; |
I Seleka, Amônita, i Nahanaia avy any Berôta, mpitondra fiadian’i Jôaba zanak’i Sarvià;
Nantsoiny faingana ny zatovo mpitondra ny fiadiany, ka hoy izy taminy: «Tsoahy ny sabatrao, ka vonoy aho, mba tsy hanaovan’ny olona ahy hoe: Vehivavy no nahafaty azy». Dia notrabaran’ilay zatovo izy, ka maty.