Zakaria 8:5 - DIEM PROTESTANTA5 Ary ny kianjan’io tanàna io koa dia ho feno zazalahy sy zazavavy milalao. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20115 ary ny kianja malalaka ao amin’ny tanàna dia ho feno ankizilahy madinika sy ankizivavy madinika milalao eny amin’ny kianja. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara5 Ary ny kianjan’io tanàna io koa dia ho feno zazalahy sy zazavavy milalao. Jereo ny tokoBaiboly Katolika5 Ny kianjan’ny tanàna ho feno zazalahy aman-jazavavy milalao, eny amin’ny kianjany.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy5 ary eny an-dàlambe any an-tanàna dia ho feno ankizilahy madinika sy ankizivavy madinika milalao eny an-dàlambe. Jereo ny tokoMalagasy Bible5 ary eny an-dalambe any an-tanàna dia ho feno ankizilahy madinika sy ankizivavy madinika milalao eny an-dalambe. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache5 ary ny kianja malalaka ao amin’ny tanàna dia ho feno ankizilahy madinika sy ankizivavy madinika milalao eny amin’ny kianja. Jereo ny toko |
ny kotaban’ny fety sy ny horakora-pifaliana. Ho re ao indray ny hiran’ny mpanambady; ho re ao indray ny hira manao hoe: Derao ny TOMPOn’izao rehetra izao, fa tsara Izy; eny, maharitra mandrakizay ny fitiavany. Izany no hiran’ireo mitondra sorom-pisaorana mankao an-tranoko. Eny, hoy Izaho TOMPO, haveriko amin’ny laoniny toy ny fahiny izany tany izany.»