Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Zakaria 8:1 - DIEM PROTESTANTA

1 Ary nisy tenin’ny TOMPOn’izao rehetra izao tamiko nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

1 Ary tonga ny tenin’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

1 Ary nisy tenin’ny TOMPOn’izao rehetra izao tamiko nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

1 Tonga ny tenin’i Iavehn’ny tafika, nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

1 Ary tonga ny tenin’i Jehovah, Tompon’ny maro, nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

1 Ary tonga ny tenin'i Jehovah, Tompon'ny maro, nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

1 Ary tonga ny tenin’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy




Zakaria 8:1
3 Rohy Ifampitohizana  

Ary nisy baikon’ny TOMPO tamiko nanao hoe:


Fa naeliko ho any amin’ny firenena isan-tokony izay tsy fantany akory izy. Tany lao no sisa navelany taoriany, ka tsy nivezivezen’olona intsony. Ary ilay taniny nahafinaritra iny dia nataony tonga taniefitra.»


«Izao no lazain’ny TOMPOn’izao rehetra izao: Miredaredam-pitiavana an’i Tsiôna Aho; eny, miredaredam-pitiavana fatratra azy Aho.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra