Zakaria 6:3 - DIEM PROTESTANTA3 soavaly fotsy no tamin’ny fahatelo; ary soavaly sadamena no tamin’ny kalesy fahefatra. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20113 tamin’ny kalesy fahatelo dia soavaly fotsy; ary tamin’ny kalesy fahefatra dia soavaly sada sady matanjaka. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara3 soavaly fotsy no tamin’ny fahatelo; ary soavaly sadamena no tamin’ny kalesy fahefatra. Jereo ny tokoBaiboly Katolika3 ny kalesy fahatelo nisy soavaly fotsy, ary ny kalesy fahefatra nisy soavaly sadamena mavitrika. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy3 tamin’ny kalesy fahatelo dia soavaly fotsy; ary tamin’ny kalesy fahefatra dia soavaly sadamena. Jereo ny tokoMalagasy Bible3 tamin'ny kalesy fahatelo dia soavaly fotsy; ary tamin'ny kalesy fahefatra dia soavaly sadamena. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache3 tamin’ny kalesy fahatelo dia soavaly fotsy; ary tamin’ny kalesy fahefatra dia soavaly sada sady matanjaka. Jereo ny toko |