Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Zakaria 13:4 - DIEM PROTESTANTA

4 Amin’izany andro izany, ny mpaminany ho menatra ny haminany sy hilaza ny fahitany, ka tsy ho sahy hamita-bahoaka intsony amin’ny fitafiana akanjo volom-biby,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

4 Amin’izany andro izany ny mpaminany dia samy hahazo henatra noho ny fahitany avy, raha maminany; ary tsy hisalotra akanjo volom-biby hamitahana intsony izy

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

4 Amin’izany andro izany, ny mpaminany ho menatra ny haminany sy hilaza ny fahitany, ka tsy ho sahy hamita-bahoaka intsony amin’ny fitafiana akanjo volom-biby,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

4 Ary hisy zavatra toy izao amin’izany andro izany: Ny mpaminany samy ho menatra ny fahitany avy raha maminany izy; ary tsy hitafy ny kapaoty volom-biby intsony, mba handaingany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

4 Ary amin’izany andro izany ny mpaminany dia samy hahazo henatra noho ny fahitany avy, raha maminany; ary tsy hikapôty volom-biby hamitahana izy,

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

4 Ary amin'izany andro izany ny mpaminany dia samy hahazo henatra noho ny fahitany avy, raha maminany; ary tsy hikapôty volom-biby hamitahana izy,

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

4 Amin’izany andro izany ny mpaminany dia samy hahazo henatra noho ny fahitany avy, raha maminany; ary tsy hisalotra akanjo volom-biby hamitahana intsony izy

Jereo ny toko dika mitovy




Zakaria 13:4
11 Rohy Ifampitohizana  

Dia novaliany hoe: –Manao akanjo volom-biby sy fehikibo hoditra izy. Dia hoy ny mpanjaka: –I Elià avy any Tisbe izay!


Telo taona talohan’izany kosa dia nampitondra teny an’i Isaià zanakalahin’i Amôtsa ny TOMPO hoe: «Mandehana, vahao ny lamba gony eny an-tsikinanao ary esory ny kapa eny an-tongotrao.» Dia nataon’i Isaià izany, ka nandeha tsy nitafy lamba sy tsy nikiraro izy.


Indray andro any anefa ianareo, ry mponin’i Israely na ianareo sarambabem-bahoaka, na ianareo mpanjaka sy mpitondra, na ianareo mpisorona sy mpaminany, dia samy ho menatra toy ny mpangalatra tra-tehaka.


Tokony hahamenatra azy ny zava-maharikoriko nataony; nefa tsy menatra akory izy sady tsy mahatsapa ny hadisoany. Noho izany, hoy ny TOMPO, dia anisan’ireo ho lavo izy; ka amin’ny andro hamaliako azy, no hitrosenany amin’ny tany.


Mahazo henatra ny hendry ary ketraka satria voafandrika; nanamavo ny tenin’ny TOMPO izy ka inona indray no mahahendry azy?


Akanjo volon-drameva ary fehikibo hoditra no fanaovan’i Jôhany; valala sy tantely remby no sakafony.


Akanjo volon-drameva ary fehikibo hoditra no fanaovan’i Jôhany; valala sy tantely remby no fihinany.


Tao ireo maty notoraham-bato, tapa-droa notsofàna, novonoina tamin-tsabatra; tao ireo nafindrafindra monina nitafy hoditr’ondry na hoditr’osy, ka nahantra sy nampahorîna ary fadiranovana.


Ary homeko hery ny vavolombelona roa mpanambara Ahy, ka hitondra ny hafatro mandritra ny 1 260 andro sady hitafy gony.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra