Zakaria 11:1 - DIEM PROTESTANTA1 Vohay ny varavaranao, ry Libano ô! ary aoka ny afo handevona ny sederanao! Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20111 Vohay ny varavaranao, ry Libanona ô, handevonan’ny afo ny sederanao! Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara1 Vohay ny varavaranao, ry Libano ô! ary aoka ny afo handevona ny sederanao! Jereo ny tokoBaiboly Katolika1 Vohay ny vavahadinareo, ry Libàna, ary koa ho levon’ny afo ny sederanao! Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy1 VOHAY ny varavaranao, ry Libanona ô! Handevonan’ny afo ny sederanao. Jereo ny tokoMalagasy Bible1 Vohay ny varavaranao, ry Libanona ô! Handevonan'ny afo ny sederanao Jereo ny tokoLa Bible en Malgache1 Vohay ny varavaranao, ry Libanona ô, handevonan’ny afo ny sederanao! Jereo ny toko |
Nirehitra ny afon’ny fahatezerako ka nandoro ny toeran’ny maty, hatrany amin’ny farany ambany sy nandevona ny tany mbamin’ny vokatra ao aminy ary nampirehitra ny fanambanin’ny tendrombohitra. HEAVEN-THE DWELLING PLACE OF GOD NY LANITRA-TOERAM-PONENAN’ANDRIAMANITRA THE WATER ABOVE THE VAULT NY RANO AMBONIN’NY HABAKABAKA VAULT OF HEAVEN NY HABAKABAKA ANDOHALAMBON’NY LANITRA EARTH NY TANY Pillars of the sky (2) Andry fanorenan’ny lanitra (2) Pillars of the earth (3) Andry fanorenan’ny tany (3) Sheol Toeran’ny maty The Abyss of waters (2) Ranolalimbe Early conception of the universe Fiheverana fahagola ny amin’ny firafitr’izao tontolo izao (Deôterônômy 32.22) [NEB 148]