Obadia 1:3 - DIEM PROTESTANTA3 Ny avonavon’ny fonao no nahavery saina anao! Mitoetra eny an-tsefatsefaky ny harambato ianao, faritra avobe no misy ny fonenanao, ka hoy ianao anakampo hoe: «Iza no hampivarina ahy ho eny an-tany ambany?» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20113 Ny avonavon’ny fonao no namitaka anao, ry ilay monina eny an-tsefatsefaky ny harambato, any amin’ny fonenana avo, sady miteny anakampo hoe: Iza no hampivarina ahy ho eny an-tany? Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara3 Ny avonavon’ny fonao no nahavery saina anao! Mitoetra eny an-tsefatsefaky ny harambato ianao, faritra avobe no misy ny fonenanao, ka hoy ianao anakampo hoe: «Iza no hampivarina ahy ho eny an-tany ambany?» Jereo ny tokoBaiboly Katolika3 Ny avonavon’ny fonao nahavery saina anao! Izy izay mitoetra eny an-tsefatsefa-bato, ka ny havoana no fonenany, dia manao anankampo hoe: Zovy moa no hampidina ahy eny amin’ny tany? Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy3 Ny avonavon’ny fonao no namitaka anao, Ry ilay monina ao an-tsefatsefaky ny harambato, Any amin’ny fonenana avo, Sady manao anakampo hoe: Iza no hampivarina ahy ho eny an-tany? Jereo ny tokoMalagasy Bible3 Ny avonavon'ny fonao no namitaka anao, Ry ilay monina ao an-tsefatsefaky ny harambato, Any amin'ny fonenana avo, Sady manao anakampo hoe: Iza no hampivarina ahy ho eny an-tany? Jereo ny tokoLa Bible en Malgache3 Ny avonavon’ny fonao no namitaka anao, ry ilay monina eny an-tsefatsefaky ny harambato, any amin’ny fonenana avo, sady miteny anakampo hoe: Iza no hampivarina ahy ho eny an-tany? Jereo ny toko |
Mampangovitra ny olona ianao sady mihevi-tena ho ambony kanefa mamita-tena. Ary ianao izay mipetraka eny an-tsefatsefaky ny harambato ka mamikitra eny antampon-kavoana, na dia mametraka ny akaninao ho avo toy ny an’ny voromahery aza ianao, dia havarimbariko avy eny.» Izany no teny hentitry ny TOMPO.
Na dia hiteny aza ny Edômita taranak’i Hesao hoe: «Rava sy potika izahay, nefa hatsanganay indray ny tanàna rava», Izaho TOMPOn’izao rehetra izao dia hamaly hoe: Aoka izy hanangana, fa Izaho kosa handrava. Ary ny olona hametaka anarana azy hoe: «Tany anjakam-paharatsiana» sy «Vahoaka tezeran’ny TOMPO mandrakizay».