Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 9:1 - DIEM PROTESTANTA

1 Niteny tamin’i Mosesy tany an-taniefitr’i Sinay ny TOMPO tamin’ny volana voalohan’ny taona faharoa nialan’ny Israelita tany Ejipta ka nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

1 Ary NY TOMPO niteny tamin’i Mosesy tany amin’ny tany efitr’i Sinay tamin’ny volana voalohany tamin’ny taona faharoa, taorianan’ny nialany avy tany amin’ny tany Ejipta hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

1 Niteny tamin’i Mosesy tany an-taniefitr’i Sinay ny TOMPO tamin’ny volana voalohan’ny taona faharoa nialan’ny Israelita tany Ejipta ka nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

1 Tamin’ny volana voalohany amin’ny taona faharoa taorian’ny nivoahany tany amin’ny tany Ejipta, dia niteny tamin’i Môizy i Iaveh tany an’efitra Sinaia, ka nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

1 ARY Jehovah niteny tamin’i Mosesy tany an-efitr’i Sinay tamin’ny volana voalohany tamin’ny taona faharoa taorian’ny nivoahany avy tany amin’ny tany Egypta ka nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

1 Ary Jehovah niteny tamin'i Mosesy tany an-efitr'i Sinay tamin'ny volana voalohany tamin'ny taona faharoa taorian'ny nivoahany avy tany amin'ny tany Egypta ka nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

1 Ary NY TOMPO niteny tamin’i Mosesy tany amin’ny tany efitr’i Sinay tamin’ny volana voalohany tamin’ny taona faharoa, taorianan’ny nialany avy tany amin’ny tany Ejipta hoe:

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 9:1
5 Rohy Ifampitohizana  

Ary toy izao no hataonareo rehefa mihinana azy: asio sikina ny akanjonareo, anaovy ny kapanareo ary ataovy an-tanana ny tehinareo, dia hano faingana izany fa Paska ho an’ny TOMPO.


Hotehiriziko hatramin’ny andro faha-14 amin’ity volana ity izany, ka ny harivan’io andro io dia samy hamono azy ny fiangonana israelita manontolo.


ka ny andro voalohany tamin’ny volana voalohany, taona faharoa taorian’ny nialany tany Ejipta, no nananganana ny fonena-masina.


–Ny andro voalohany amin’ny volana voalohany no hasainao hatsangana ny fonena-masina na hoe Tranolay fihaonana.


Izao no nolazain’ny TOMPO tamin’i Mosesy tany an-taniefitr’i Sinay, tao amin’ny Tranolay fihaonana, ny andro voalohan’ny volana faharoa tamin’ny taona faharoa nialan’ny Israelita tany Ejipta:


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra