Nomery 6:23 - DIEM PROTESTANTA23 –Izao no teny hataonareo rehefa mitsodrano ny Israelita ianareo: Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201123 Mitenena amin’i Arona sy ireo zanany hoe: Izao no teny hoentinareo mitsodrano ny Zanak’Israely: Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara23 –Izao no teny hataonareo rehefa mitsodrano ny Israelita ianareo: Jereo ny tokoBaiboly Katolika23 «Mitenena amin’i Aarôna sy ny zanany hoe: Hitso-drano ny zanak’i Israely ianareo, dia hanao aminy hoe: Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy23 Mitenena amin’i Arona sy ny zanany hoe: Izao no teny ho entinareo mitso-drano ny Zanak’Isiraely: Jereo ny tokoMalagasy Bible23 Mitenena amin'i Arona sy ny zanany hoe: Izao no teny ho entinareo mitso-drano ny Zanak'Isiraely: Jereo ny tokoLa Bible en Malgache23 Mitenena amin’i Arona sy ireo zanany hoe: Izao no teny hoentinareo mitsodrano ny Zanak’Israely: Jereo ny toko |
Ny zanakalahin’i Hamrama dia i Aharôna sy i Mosesy. I Aharôna mbamin’ny taranany no natokana hatrany mba hanao fanompoana ao amin’ny Toeramasina indrindra: ka himasoany lalandava ny handoro zava-manitra eo anatrehan’ny TOMPO sy ny hanao fanompoam-pivavahana ary ny hitsodrano amin’ny anaran’ny Tompo.
Ny Israelita rehetra mbamin’ny loholony sy lehibeny ama-mpitsarany, ary koa ireo hafa firenena niara-nonina taminy, dia nitsangana teo andaniny sy ankilan’ilay Vatamasina mirakitra ny fanekempihavanan’ny TOMPO ka nanatrika ny levita mpisorona izay nitondra azy. Teo akaikin’ny tendrombohitra Gerizima ny antsasak’ireo olona ireo, ary teo akaikin’ny tendrombohitr’i Hebala kosa ny antsasany, araka izay didy efa nomen’i Mosesy mpanompon’ny TOMPO mba hitsofan-drano ny vahoaka Israely.