Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 5:4 - DIEM PROTESTANTA

4 Nankatoavin’ny Israelita izay nandidian’ny TOMPO an’i Mosesy, ka navokany any ivelan’ny toby avokoa izay rehetra maloto.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

4 Dia nanatanteraka izany ny Zanak’Israely ka namoaka ireny ho any ivelan’ny toby; araka izay nolazain’NY TOMPO tamin’i Mosesy no nataon’ny Zanak’Israely.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

4 Nankatoavin’ny Israelita izay nandidian’ny TOMPO an’i Mosesy, ka navokany any ivelan’ny toby avokoa izay rehetra maloto.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

4 Dia nataon’ny zanak’i Israely izany, ka navoakany any ivelan’ny toby ireny: araka ny nandidian’i Iaveh an’i Môizy no nataon’ny zanak’i Israely.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

4 Dia nanao izany ny Zanak’Isiraely ka namoaka ireny ho any ivelan’ny toby; araka izay nolazain’i Jehovah tamin’i Mosesy no nataon’ny Zanak’Isiraely.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

4 Dia nanao izany ny Zanak'Isiraely ka namoaka ireny ho any ivelan'ny toby; araka izay nolazain'i Jehovah tamin'i Mosesy no nataon'ny Zanak'Isiraely.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

4 Dia nanatanteraka izany ny Zanak’Israely ka namoaka ireny ho any ivelan’ny toby; araka izay nolazain’NY TOMPO tamin’i Mosesy no nataon’ny Zanak’Israely.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 5:4
5 Rohy Ifampitohizana  

Dia nianjadian’izany aretin-koditra izany i Hozià mpanjaka ambara-pahafatiny; ary nitoetra mitokana tao amin’ny trano anankiray izy, sady tsy nahazo niditra tao an-tranon’ny TOMPO intsony. Ka dia i Jôtama zanany lahy, efa mpifehy ny tao an-dapan’ny mpanjaka, no nitondra ny tany sy ny fanjakana.


Avy eo dia lasa izy ireo ka nanatanteraka araka izay rehetra nandidian’ny TOMPO an’i Mosesy sy i Aharôna.


Dia nanatanteraka araka izay nandidian’ny TOMPO an’i Mosesy sy i Aharôna ny Israelita rehetra.


Havoakanareo any ivelan’ny toby ireo na lahy na vavy mba tsy handotoany ny toby izay itoerako eo afovoany.


Dia niteny tamin’i Mosesy ny TOMPO


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra