Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 4:2 - DIEM PROTESTANTA

2-3 Eo amin’ny samy Levita, dia ataovy lisitra isan-tarika sy isam-pianakaviana ny taranak’i Kehàta, feno telopolo taona ka hatramin’ny dimampolo taona, izany hoe ireo rehetra tokony hirotsaka hanao ny asam-panompoana ao amin’ny Tranolay fihaonana.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

2 Alao isa ny taranak’i Kehata ao amin’ny taranak’i Levy, araka ny fokony sy ny fianakaviany,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

2-3 Eo amin’ny samy Levita, dia ataovy lisitra isan-tarika sy isam-pianakaviana ny taranak’i Kehàta, feno telopolo taona ka hatramin’ny dimampolo taona, izany hoe ireo rehetra tokony hirotsaka hanao ny asam-panompoana ao amin’ny Tranolay fihaonana.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

2 Isao ny taranak’i Kaata amin’ny taranak’i Levỳ, araka ny fianakaviany sy ny fokom-pianakaviany avy,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

2 Alao isa ny taranak’i Kehata eo amin’ny taranak’i Levy, araka ny fokony sy ny fianakaviany,

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

2 Alao isa ny taranak'i Kehata eo amin'ny taranak'i Levy, araka ny fokony sy ny fianakaviany,

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

2 Alao isa ny taranak’i Kehata ao amin’ny taranak’i Levy, araka ny fokony sy ny fianakaviany,

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 4:2
4 Rohy Ifampitohizana  

Ary ny anaran’ny zanakalahin’i Kehata dia ireto avy: i Hamrama sy i Jitsehara ary i Hebrôna sy i Hoziela ka izy efa-dahy no razan’ny tarika avy aminy.


I Kehata no razan’ny Kehatita izay misy tarika efatra, dia ny Hamramita sy ny Jitseharita ary ny Hebrônita sy ny Hozielita.


Niteny tamin’i Mosesy sy i Aharôna ny TOMPO ka nanao hoe:


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra