Nomery 34:8 - DIEM PROTESTANTA8 Avy eo an-tendrombohitra Hôra, dia ny lalana mankany Lebô-Hamata no hamaritanareo azy, ary hipaka any Tsedada. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20118 avy eo amin’ny tendrombohitra Hora dia ny lalana mankany Hamata no hotandrifìnareo ary hahazo an’i Zedada ny sisintany; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara8 Avy eo an-tendrombohitra Hôra, dia ny lalana mankany Lebô-Hamata no hamaritanareo azy, ary hipaka any Tsedada. Jereo ny tokoBaiboly Katolika8 avy ao an-tendrombohitra Hôra, dia hofaritanareo mankao amin’ny vavahadin’i Hamata ka tonga hatrany Sedada io faritra io; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy8 ary hatramin’ny tendrombohitra Hora dia aoka ny làlana mankany Hamatra no hotandrifinareo. ary aoka ny fari-tany hahazo an’i Zedada, Jereo ny tokoMalagasy Bible8 ary hatramin'ny tendrombohitra Hora dia aoka ny lalana mankany Hamata no hotandrifinareo, ary aoka ny fari-tany hahazo an'i Zedada, Jereo ny tokoLa Bible en Malgache8 avy eo amin’ny tendrombohitra Hora dia ny lalana mankany Hamata no hotandrifìnareo ary hahazo an’i Zedada ny sisintany; Jereo ny toko |
Tamin’io volana fahafito io koa no niarahan’i Salômôna nankalaza ny fetin’ny Tranotomboka tamin’ny Israelita rehetra izay tafangona marobe, tonga avy amin’ny lafy valo hatreo Lebô-Hamata ka hatrany amin’ny lohasahan-driakan’i Ejipta. Koa nankalaza fety teo anatrehan’ny TOMPO Andriamanitsika izy nandritra ny fito andro indroa: izany hoe 14 andro.
Kanjo nanenjika azy ny tafika babilônianina ka nahatratra an’i Tsedekià tao amin’ny lemak’i Jerikao. Dia nisambotra ity mpanjaka izy ary nitondra azy tany amin’i Nebokadnetsara mpanjakan’i Babilôna izay tao Riblà, tanin’i Hamata, tamin’izany fotoana izany. Tao no namoahan’i Nebokadnetsara didim-pitsarana hamelezana an’i Tsedekià.