Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 33:44 - DIEM PROTESTANTA

44 niala teo Ôbôta, dia nitoby tao Hije-Habarîma tao amin’ny faritanin’i Môaba;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

44 Niala tao Obota dia nitoby tao Ie-Abarima tao amin’ny sisintanin’i Moaba.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

44 niala teo Ôbôta, dia nitoby tao Hije-Habarîma tao amin’ny faritanin’i Môaba;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

44 Niala tao Obôta izy, dia nitoby tao Ije-Abarima, amin’ny sisin-tanin’i Moaba.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

44 Ary nony niala tao Obota izy, dia nitoby tao Ie-abarima tao amin’ny faritanin’i Moaba.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

44 Ary nony niala tao Obota izy, dia nitoby tao Ie-abarima tao amin'ny faritanin'i Moaba.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 33:44
4 Rohy Ifampitohizana  

Niainga ny Israelita ka nitoby tao Ôbôta.


Niala teo Ôbôta izy, dia nitoby tao Hije-Habarîma ao amin’ny taniefitra atsinanan’i Môaba.


niala teo Ponôna; dia nitoby tao Ôbôta;


niala teo Hije-Habarîma, dia nitoby tao Dibôna-Gada;


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra