Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 30:11 - DIEM PROTESTANTA

11 «Kanefa ataovy hoe misy vehivavy mbola ao an-tranom-badiny no maningo-tena mivoady na mianiana.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

11 Raha misy vehivavy manambady kosa ka mivoady na mianiana mamehy tena tamin’ny voady

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

11 «Kanefa ataovy hoe misy vehivavy mbola ao an-tranom-badiny no maningo-tena mivoady na mianiana.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

11 Raha ao an-tranon’ny lahy no nivoady ny vehivavy nanao famehezan-tena tamim-pianianana namehezany ny tenany,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

11 Ary raha nisy vehivavy nivoady tao an-tranon’ny vadiny, na nianiana namehy ny fanahiny hifady,

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

11 Ary raha nisy vehivavy nivoady tao an-tranon'ny vadiny, na nianiana namehy ny fanahiny hifady,

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

11 Raha misy vehivavy manambady kosa ka mivoady na mianiana mamehy tena tamin’ny voady

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 30:11
3 Rohy Ifampitohizana  

«Fa ny voadin’ny vehivavy maty vady na nisara-panambadiana kosa dia mitoetra ara-dalàna.


Raha ren’ny lahy izany nefa tsy notoheriny na norarany, dia mitoetra ara-dalàna ny voady amam-pianianana rehetra nataon-dravehivavy.


Raha ren-drainy izany voady na fianianana izany, nefa tsy notoheriny, dia manan-kery ny voady amam-pianianana rehetra nataon’ilay tovovavy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra