Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 30:1 - DIEM PROTESTANTA

1 Dia nolazain’i Mosesy tamin’ny Israelita izay rehetra nandidian’ny TOMPO azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

1 Dia nolazain’i Mosesy tamin’ny Zanak’Israely izany, araka izay rehetra efa nandidian’NY TOMPO azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

1 Dia nolazain’i Mosesy tamin’ny Israelita izay rehetra nandidian’ny TOMPO azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

1 Niteny tamin’ny zanak’i Israely i Môizy araka izay rehetra nandidian’i Iaveh azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

1 Dia nolazain’i Mosesy tamin’ny Zanak’Isiraely izany, araka izay rehetra efa nandidian’i Jehovah azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

1 Dia nolazain'i Mosesy tamin'ny Zanak'Isiraely izany, araka izay rehetra efa nandidian'i Jehovah azy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

1 Dia nolazain’i Mosesy tamin’ny Zanak’Israely izany, araka izay rehetra efa nandidian’NY TOMPO azy.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 30:1
8 Rohy Ifampitohizana  

nifidy lehilahy be herimpo teo amin’ny Israelita izy, ka nanendry azy ho tompon’andraikitra amin’ny vahoaka, ho mpifehy arivo sy mpifehy zato na ho mpifehy dimampolo sy mpifehy folo.


Notantarain’i Mosesy an’i Aharôna avokoa ny teny rehetra nanirahan’ny TOMPO azy sy ny famantarana rehetra izay nasainy nataony.


Avy eo dia niroso ireo filoham-pianakaviambe tamin’ny fokon’i Israely, izany hoe ireo nitarika ny fanisana.


Ny olona hafa firenena ihany no azonareo ampananàn-javatra, fa ny mpiray firenena kosa tsy hanaovanareo izany; dia hotahîn’ny TOMPO Andriamanitrareo ianareo amin’ny zavatra rehetra hataonareo, any amin’ny tany izay efa hidiranareo mba halainareo ho fananana.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra