Nomery 3:9 - DIEM PROTESTANTA9 Koa homenao an’i Aharôna sy ny zanany ny Levita; eny, homenao azy marina tokoa avy amin’ny Israelita ireo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20119 Homenao an’i Arona sy ireo zanany lahy ny levita, fa efa nomena azy mihitsy avy amin’ny Zanak’Israely ireo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara9 Koa homenao an’i Aharôna sy ny zanany ny Levita; eny, homenao azy marina tokoa avy amin’ny Israelita ireo. Jereo ny tokoBaiboly Katolika9 hatolotrao ny Levita ho an’i Aarôna sy ny zanakalahiny: dia ho voatolotra mihitsy ho azy izy ireo eo amin’ny zanak’i Israely. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy9 Ary homenao an’i Arona sy ny zanani-lahy ny Levita; efa nomena azy mihitsy avy amin’ny Zanak’Isiraely ireo. Jereo ny tokoMalagasy Bible9 Ary homenao an'i Arona sy ny zananilahy ny Levita; efa nomena azy mihitsy avy amin'ny Zanak'Isiraely ireo. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache9 Homenao an’i Arona sy ireo zanany lahy ny levita*, fa efa nomena azy mihitsy avy amin’ny Zanak’Israely ireo. Jereo ny toko |