Nomery 3:7 - DIEM PROTESTANTA7 Eo anoloan’ny Tranolay fihaonana no hanatanterahany ny asany ho an’i Aharôna sy ho an’ny fiangonana manontolo, ka hanaovany ny fanompoana ao amin’ny Fonena-masina. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20117 Hitandrina ny anjara raharahan’i Arona sy ny anjara raharahan’ny fiangonana manontolo eo anoloan’ny tranolay fihaonana izy ireo ka hanao ny fanompoana ao amin’ny tabernakely. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara7 Eo anoloan’ny Tranolay fihaonana no hanatanterahany ny asany ho an’i Aharôna sy ho an’ny fiangonana manontolo, ka hanaovany ny fanompoana ao amin’ny Fonena-masina. Jereo ny tokoBaiboly Katolika7 Izy ireo no hiadidy ny zavatra rehetra iandraiketan’i Aarôna, sy iandraiketan’ny fiangonana rehetra, eo anoloan’ny trano lay fihaonana; ka hanatanteraka ny fanompoana momba ny Fonenana. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy7 Dia hitandrina ny anjara-raharahan’i Arona sy ny anjara-raharahan’ny finagonana rehetra eo anoloan’ny trano-lay fihaonana izy, ka hanao ny fanompoana ao amin’ny tabernakely. Jereo ny tokoMalagasy Bible7 Dia hitandrina ny anjara-raharahan'i Arona sy ny anjara raharahan'ny fiangonana rehetra eo anoloan'ny trano-lay fihaonana izy, ka hanao ny fanompoana ao amin'ny tabernakely. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache7 Hitandrina ny anjara raharahan’i Arona sy ny anjara raharahan’ny fiangonana manontolo eo anoloan’ny tranolay fihaonana* izy ireo ka hanao ny fanompoana ao amin’ny tabernakely*. Jereo ny toko |
Fa ampiandraiketo azy kosa ny fitandremana ny Fonena-masina izay nametrahana ny raki-tsoratry ny fanekempihavanana ary koa ny fanaka sy ny kojakoja rehetra momba azy. Ireo no hitondra ny Fonena-masina mbamin’ny fanaka rehetra momba azy sy hanao fanompoam-pivavahana ao aminy ary hitoby manodidina azy.